Mahagaga !!
Voici quelques propos que nous avons pu recueillir d’un témoin :
Dia tena fotsy rora aho eto amin’ny aterineto fa ny fanontaniako mbola tsy voavaly hatreto! fa maninona no tsy maintsy ho pro-ravalo? rehefa mitsikera ireto dahalo?? Tsy afa-misaina ve ireto fozakely sa mody fanina d ny tsaho no ahely ?
Ny zava-bita dia tsisy atokona, d ny sandry ihany no avokombokona! ireo fitokanana ny vitan’ny hafa no tena talentany d avy eo be tafa! Wa wa wa ery après ny sommet tsy afa-niteny d vinitra be! Ny SADEC d enjehina ohatry ny inona d odian-tsita ny any amerika latina. Tsy ny SADEC irery anie no tsy namela hiteny, fa ny firenen-kafa, d ao koa i neny ! Fa na iza na iza nanakana an-dRajoelina Misaotra tompoko d mankatelina!
Mpanongam-panjakana io fozakely io, aza adino rey olona ary mba tadidio! mpisoloky amin’ny anaran’ny Malagasy, Izahay vahoaka anefa ambanana basy! Tsy mahazo maneho hevitra an-dalambe, D adinony sahady ny 26 janvier! Mpanimba hono d mpamaky trano, ary Rasarl et consorts nge mba tazano!
Atao daholo izay hihemoran’ny tolona foronina ny grenady, vonoina ny olona! Tsy omena intsony hono ireo toerana roa ambohijatovo d mahamasina koa! Eny oa Rafoza, hangina izahay ka tsy hiteny, fa ny tompo kosa no hamaly ireny, demokrasia! demokrasia! hoy nareo teny andalam-be demon-cratie, démon-cratie no hita ‘zao, mampihomehy!
Ianao ve ra-joue-joue-el no tena miseho ho homme? Ka maninona no nifezaka ny référendum ??? Hifankahita isika amin’ny fifidianana, sa ho ambanana basy daholo ny eny an-dalana? Habibiana no manjaka eto indrisy, kapoka iray enao sy Capitaine Dadis! Na eto Dago na any Guinnée, Lacry, vava basy no re be dia be! mpamono vahoaka ireo mpanao coup d’état! tsy misaraka amin’ny basy, nefa miseho lelahy!
Apetraho ny fiadiana ra tena mafy be ! Ny lanjan’ela aza efa mampné! Zay aloha rafoza fa mbola hiasa ‘zay tsy izy! nomenareo cadeaux mantsy ka nahazo krizy! Misaotra oa ra-joue-jouel fa avotra ny gasy! nahazo prézidà kely tsy nahita taratasy! Torio daholo lesy ny ONU sy ny monde entier !
Elà mantsy mihevitra fa tena mafy be veloma rey olona, tohizo ny tolona! Ny devoly mirifatra , ny devoly tsy an-kanavaka Raha toa ny tolon-tsika entina am-bavaka Dia tena fotsy rora aho teto amin’ny aterineto fa ny fanontaniako mbola tsy voavaly hatreto! fa maninona no tsy maintsy ho pro-ravalo? rehefa mitsikera ireto dahalo??
_
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Misaotra betsaka ny mapnoratra fa dia na dia natao poezia aza ilay izy dia tafita ihany ny hafatra ato anatin’ny ady mafy sy sarotra izao!
Dia samy ho tahian’Andriamanitra anie isika fa NY TOLONA KOSA DIA TSY MAINTSY MITOHY ARY TSY HIJANONA RAHA TSY TAFITA HATRAMIN’NY FARANY
Dia misaotra anao ranamana mbola namerina ity fehezan-teny izay mba tiako asiana hasiny kely koa:
==> « Ny SADC d enjehina ohatry ny inona d odian-tsita ny any amerika latina »
- vao nipotra hitam-poko hitam-pirenena ity hetsika volomboasary, dia toa narahina sarimihetsika TENA IZY nampiarina @ malagasy mpiray tanindrazana ary avy @ malagasy+frantsayAmbadikaAnkolaka (tsy adino ny Karana namatsy t@ kolikoly+terroriste ekipan’i Kadhafi koa izany…)
- Maromaro ho’aho mifamahofao ao an-tsaina ao, satria misy ‘similarité’ be dia be amin’ny zavatra mitranga sy hitan’ny maso ary iainana – teto an-drenivohitra indrindra, ary niampy ny feo manainga ny any @ ny faritra tao amin’ny radio NyAntsiva (fananan’i Edgar, raha tsy diso aho) maraina be ny andro Talata 27 Janoary 2009, ary nahafantarako ny feon’i Roland Ratsiraka.
- misy fitovizany @ zava-nitranga tao @ireto firenena ireto ny fijeriko azy:
1° Ny tany Viet-Nam tamin’ny andron’ny Kominisma (Khmer rouge = bandeau rouge, incendies, destruction des biens d’autrui, …)
2° Ny any Amerika Latina (andia-miaramila mamon-drongony, manao guérilla sy habibiana @izay rehetra andalovany, …)
Mampalahelo sy mahonena ny maka-tahaka be fahatany ny TSY MENDRIKA NY TENA, fa indrindra ny zava-dratsy …
Tsikaritra ihany koa ny fitiavan’ny sasany mi-rouler rrrrrrrrrrrrrrr toa nisy fotoana lasa lamaodin’ny mpanara-drenirano.
(Ny Roi des Fous & Radomelina & NyHasina ao anatiny)
Vita tompoko. Tsy adino ny misaotra ny mpanoratra amin’ireo andalana vitsivitsy sangan’asany ireo.
Izao nov valiny r’ise a, QI ambany dia ambany ny andry zareo ka rehefa tsy tia ny ataony de pro-Ravalo daholo, tsy afaka mandefa ny sainy alavidavitra kokoa hoe rehefa marary andoha anie ka mety ho maro ny antony : marary maso, nitanina andro be loatra, miakatra tension sns e. Zaho mahalala olona tsy tia andravalo fa izany akory tsy midika hoe tia foza izy, ary tsy azo terena koa izy hitia fozaorana izay ny fandehany aza mihemotra. Mba ratsy koa anie ireto surnom ndry zareo, izany no mbola manaporofo fa foza ambany QI izy, mazava ve? QI AMBANY DIA AMBANY HO AHO.Raha tsy izany ve ilay raika lahy ary @ sobika de faly ery hoe mbola tsy nisy sandambola gasy ambony ohatrinito ka aiza izay oe tsy mandroso, taloha hono 2.400 Ar fotsiny ny euro fa @izao efa niakatra ho 2.780 Ar na 3.000 mahery aza indraindray. Aiza ka hoe nalain’ny ONU baraka hono rajoelina de horoahina daholo ny vahiny eto, de iza indray no hamatsy vola andry zareo HAT? Tena vendrana
Aza ampidirina amin’izao Andriamanitra.
Tsy ny kabary Rajoelina! Nefa izy nanao sonia ny traités betsaka!
Izy ao Antananarivo! Ravalomanana any Swaziland.
Ny GTT ao Paris.
Mpilaza tia tanidrazana nefa manao fikafika mampana-baraka ny firenena!
Ianareo no manabaraka firenenana.
Tena Quotient Intellectuel (QI) ambany tokoa: mahamenatra be ‘ty tantarainao mikasika ny hoe MANDROSO ISIKA IZAO?!satria hoy ilay raika lahy ary @ sobika hoe:
« - ankehitriny: on achète 1 euro = 2.780 à 3.000Ariary (vidina lafo=miakatra ny sandany)
- teo aloha: alors qu’avant on achetait 1 euro = 2.400Ariary (vidina mora) »
Oay aho endriko ê! Da ny tegna avao ro menatsy…
Aza mba haparitaka marina mafy!
MISAOTRA NY MPANORATRA TOKOA. NY SASANY TAHAKA AN-DRY BEOLA MOA DIA HAFA NY ERITRERINY: IRENY TOKOA ANGAMBA IREO MIHEVITRA FA REHEFA TSY MANAIKY NY COUP D’ETAT DIA PRO-RAVALO IZAY.
NY COUP D’ETAT IZAY NISY TETO MADA NO MAHAMENATRA VOALOHANY INDRINDRA. HAY ISIKA MBOLA TARA LAVITRA BE TAHAKA IRENY NY FISAINANA?