Fotoan-dehibe hoan’ny mpiara-mitolona ao anatin’ny Ankolafy Ravalomanana ny fihaonana tamin’i Neny androany tao amin’ny Foyer Secren. Tonga nanatrika ny fihaonana tao ny delegasiona mafonja nentin’i Lalao Ravalomanana, nahitana ny praiministra lefitra Botozaza Pierrot, ny Cst Naika Eliane. Nivoitra tamin’izany ny fanohanana ny kandidà Lalao Ravalomanana. »Ampela soa io, io no hanavotra ny firenena ary mangataka amin’ny Zanahary isika ho tanteraka ny fifidianana » hoy Ramatoa Naika Eliane tamin’ny fandraisam-pitenenany. Samy nivoaka —> MyDago.com
Lalao Ravalomanana : nahazo tso-drano amin’ny fikasana tsara ataony
Tonga nanatrika ny vavaka famaranana ny isan-kerin-taonan’ny Sampana SPFVA, ao anatin’ny Synodamparitany Faritany Voalohany Antsiranana ny vadin’ny Filoha mpanampy, Ramatoa Lalao Ravalomanana. Tao amin’ny fitandremana FJKM SCAMA Famonjena no natao ny fotoam-pivavahana lehibe notarihan’ny mpitandrina sady Président Synodaly Rabevita Saina tamin’ity Alahady 16 Jona 2013 ity. Ny lohahevitra nobanjinina tramin’izany —> MyDago.com
Lalao Ravalomanana : ankafizin’ny vahoakan’Antsohihy
Androany no nihaona mivantana tamin’ny mponin’Antsohihy I Neny . Vao maraina dia lasa nijery ny trano fonenan’ny filoha Philbert Tsiranana tao Anahidrano ny tenany, niaraka tamin’ny minisitry ny varotra Olga Ramalason izay mpandrindra ny faritry Mahajaga , ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana. Ramatoa Ruffine Tsiranana no nandray azy tamim-pifaliana. Amin’ny maha —> MyDago.com
Dian’I Lalao Ravalomanana tany Sofia : « Mila olom-baovao sy mpitondra vaovao ny Malagasy »
Fitsenana makotroka no nandraisan’ny vahoaka tao Andranomamy, Ambondromamy, Mampikomy ary Antsohihy an-dRamatoa Lalao Ravalomanana sy ireo delegasiona niaraka amin’ny nahitana ny minisitry ny varotra Olga Ramalason, ny Cst Lanto Rabenantoandro, Cst Naike Eliane, cst Zaza, ny Ct Patrice, Ct Eric, andriamatoa Gut Rivo Randrianarisoa, ny filohan’ny KMNR Fenand Jeannot an. —> MyDago.com
MILA MAILO MANDRAKARIVA ISIKA
Nitohy tetsy amin’ny Magro Behoririka androany ny hetsiky ny vahoaka mpomba ny Ankolafy Ravalomanana. Toy ny mahazatra dia nisy hatrany ny lahateny nataon’ireo mpitarika tonga teny izay Ct roa no tao dia Manoela sy Feno. Nanambara Manoela fa aoka tsy hiverina intsony ny zavatra nanahirana ka tsy hitiavan’ny vahoaka ny filoha Ravalomanana Marc. Tsy i —> MyDago.com
COMMUNIQUE DE PRESSE
Andro maneran-tany atokan’ny Firenena Mikambana hankalazana ny ady amin’ny fampiasana zaza Nanararaotra ny andro atokana maneran-tany hiadiana amin’ny fampiasana zaza androany Ramatoa Lalao RAVALOMANANA. Nantitranteriny fa zava-dehibe ho an’i Madagasikara ny miaro ny zaza ary ny manaja ny zony hahazo fanabeazana mendrika sy hiaina feno ny fahazazany. « Matotra hatrany ny —> MyDago.com
NY FRANTSAY NO FOTOTRY NY KRIZY TETO AMINTSIKA
Inona hoy Nenifara teny amin’ny Magro Behoririka androany ny zo hananan’ny frantsay no miteny hoe Rajoelina, Ratsiraka, Lalao Ravalomanana no fototry ny olana. Tamin’ny taona 2009 hoy izy ka hatramin’izao dia ianareo no fototry ny krizy, nampisy korontana tamin’ny 27,2002. Tsy ilainareo frantsay hoy izy ny hisian’ny filaminana satria mihena ny zavatra alainareo eto. Ny —> MyDago.com
FFKM : Hiroso amin’ny dingana manaraka
Nanao « Point de presse » androany maraina tamin’ny 8ora sy sasany teny Andohalo ireo mpitarika ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristiana eo Madagasikara (FFKM) , izay nahitana ny filohany ny Mgr Odon Razanakolona, Mgr Ranarivelo Jaona Samoela, ny Mpitandrina Rakoto Endor Modeste ary ny mpitandrina Lala Rasendrahasina. Fohy dia fohy ny fanambarana nataon’izy ireo —> MyDago.com
Projet de loi ?
Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Lalao Ravalomanana : « Entintsika am-pitiavana , amin’ny famelan-keloka ary amin’ny fanantenana ny firenena. »
Vory lanona tao Antanifotsy io maraina io ny vahoaka mpomba ny filoha Ravalomanana Marc. Tonga tao an-toerana Ramatoa Lalao Ravalomanana niaraka tamin’ny filoha lefitry ny Cst Hanitra Razafimanantsoa, ireo Cst sy Ct avy any amin’iny faritra Vakinakaratra iny. Tamin’ny lahateny nataon’I Neny no nisaorany ny vahoaka tamin’ny fitrotroana am-bavaka ny —> MyDago.com
ANTSIRABE : MANDRESY I NENY
Tao amin’ny Magro Antsirabe ny Sabotsy 08 Jona teo Ramatoa Lalao Ravalomanana niaraka amin’ireo delegasiona niaraka aminy. Nisy ny hetsika notanterahana tany an-toerana nataon’ny movansy Ravalomanana sy ny zanak’I Dada. Feno fihetseham-po sy fanantenana ny fihaonan’I Neny sy ny vahoakan’ny renivohitr’I Vakinankaratra. Latsa-dranomaso i Neny noho ny fihetseham-po taminy. Velom-panantenana —> MyDago.com
- '











